|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy ankanavaka |
| Singan-teny | 2tsy |
| Sokajin-teny | 3 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
[tsy an-kanavaka]
4rehetra rehetra, daholo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[tsy an-kanavaka]
5indistinctement, sans faire de différence.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Ilay velona mandrakizay, no nahary ny zavatra rehetra tsy ankanavaka.
[2.996]
7 Tezitra koa anefa, tsy tezitra amin' ilay Vazaha niasany maina ihany, fa tezitra amin' ny Vazaha rehetra tsy ankanavaka. [2.472] 8 Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. [2.296] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|